• Alakamisy 12 Novambra 2015
Actualités.Fifindra-monina eny Soaniedanana Ankazobe Hanomboka afaka enim-bolana

Hanomboka afaka enim-bolana ny famindrana tanteraka ireo mponina voakasiky ny fifindra-monina tanterahin’ny fikambanana Hafari Malagasy eny Soaniedanana Ankazobe P.K 67.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Atallah Béatrice Nitsoaka ny mpanao gazety

Nody fanina, niala bala, nitsoaka ny mpanao gazety niandry azy teny amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly ny minisitry ny raharaham-bahiny Atallah Béatrice raha nanontaniana ny raharaha iles éparses

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Asan-dahalo Lasibatra indray i Betroka

Taorian’ny nahafaty an’ny kapiteny Falihery dia ny alahady teo indray no nisy fanafihana lehibe niseho tao amin’ny distrikan’i Betroka,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Fitakiana ny îles éparses « Mila mampiseho hery isika », hoy Raharimanana Patrick

Manoloana ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina fa efa miroso ny dinika momba ny fitantanana ireo nosy îles éparses dia nisy fanambarana an-gazety ny masoivohon’i Frantsa eto amintsika fa tsy mbola misy izany dingan’ny fifampiresahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.Amboasary Atsimo Nanjavona am-pitoerana ny tafon’ny tsena vao namboarina

Vola an-jatony tapitrisa no lany tamin’ny nanamboarana ny tsena iraisan’ny kaominina naorina tao Amboasary Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Novambra 2015
Actualités.« Opération fahalemana » any Tsiroanomandidy Tena mihoa-pefy ny miaramila

Taorian’ny fanambarana tamin’ny haino aman-jery samihafa nataon’ireo solontenan’ireo fianakaviana niharam-boina tany Tsiroanomandidy amin’ny filazan-dry zareo fa mamono olona fahatany ny miaramila mpanao ny

Hamaky ny tohiny
FTT