• Talata 01 Desambra 2015
Actualités.Fanomezan-dra eny amin’ny hopitaly Tsy mety hifanaraka ny tolotra sy ny tinady

Tsy mety hifanaraka mihitsy ny tolotra sy ny tinady amin’ny fanomezan-dra eny anivon’ny hopitaly ho antsika eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Air Madagascar Misy Olana ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa

Mitaintaina toa soabakaka am-bodiriana ny mpiasan’ny Air Madagascar noho ny fahasahiranana tsy roa aman-tany mahazo ity kaompaniam-pitaterana ana habakabaka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Minisitra Paul Rabary « Tsy misy fampianarana maimaimpoana izany »

Tsy misy fampianarana maimaimpoana izany, hoy ny minisitra Paul Rabary raha nivahiny tao amin’ny Televiziona Malagasy ny tenany, fa fanamaivanana ny fahasahiranana no azo atao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Lalana mampitohy an’Ambohidratrimo sy Ivato Hanomboka anio ny famakiana azy

Hanomboka anio alatsinainy ny famakiana ny lalana avy ao Ambohidratrimo hanivaka mivantana mankany Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Mpivarotra alakamisy etsy Mahamasina Maniry fiaraha-miasa mavitrika amin’ny CUA

Tena maniry fiaraha-miasa mavitrika amin’ny tompon’andraikitry ny tsena eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ireo mpivarotra isaky ny alakamisy etsy Mahamasina, araka ny nambaran’ny filohan’ny FI.DM.TAM na ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Novambra 2015
Actualités.Fanorenana tanàna vaovao Hiara-kiasa ny Hafari sy ny GSI

Hiara-kiasa amin’ny fanatanterahana ilay tetikasa fanorenana Tanàna vaovao eto amintsika ny fikambanana Hafari Malagasy sy ny sekoly ambony GSI

Hamaky ny tohiny
FTT