• Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Andro fety any Antsirabe II Ho tsinjovina manokana ireo sahirana

Toy ny fanaony isan-taona hatramin’izay nahavoafidy azy ho solombavambahoakan’i Madagasikara izay dia hanatontosa hetsika firazarana vatomamy ho an’ny kilonga any amin’ny faritra maro any Antsirabe II ny depiote Ravelohanitra Nirina amin’izao fahatongavan’ny fetin’ny Noely izao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Toamasina Novonoin’ireo mpaka an-keriny i ANNIE<<<<<<

Nivadika zava-doza ny fakana an-keriny ireo mianadahy zanaka mpandraharaha tany Toamasina. T

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Tena mampitsangam-bolo an !

Ô ry Jean a, sao dia mba mandrimandry manan’aretina ary isika ity e ! Tena naharary tampoka hatramin’ny kiboko anie, omaly lazaiko an’i Jean,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Faritra Analanjirofo 8 tapitrisa Ar sisa no navelan’ny lehiben’ny faritra teo aloha

Vita ny zoma teo ny famindram-pitantanana teo amin’ny lehiben’ny faritra vaovao Ramaroson Jacques sy ny teo aloha Malo Benoit izay lasa loha-lisitry ny antoko Hvm amin’ny fifidianana senatera eo anivon’ny faritanin’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Fitaterana ankatoky ny fety Tsy hisy ny fampiakarana saran-dalana

Ny ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona tahaka izao no fotoana mahabetsaka indrindra ireo olona mivezivezy any amin’ny faritra, antony mahatonga ireo mpitatitra hampiakatra ny saran-dalana araka izay tiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Desambra 2015
Actualités.Big Soma III Naresaka ny fifaninanana sy fampisehoana tany amin’ny torapasik’i Morondava

Naresaka tokoa ny torapasik’Anosikely ao Morondava nandray ny andiany fah-3 tamin’ilay hetsika ara-panatanjahantena sy kolontsaina antsoina hoe “Big Soma”.

Hamaky ny tohiny
FTT