• Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Rotsak’orana matevina sy maharitra Ahiana indray ny tondra-drano

Nampitandrina omaly ny sampandraharaha mpamantatra ny toetry ny andro fa ahiana ny fiakaran'ny rano anio 11 janoary satria hahitana rotsak'orana betsaka iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.« Maternité » ao Andasibe « Lampe de poche » no ampiterahana amin’ny alina

Nipoapoaka ny lahatenin’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Hery Rajaonarimampianina nandritra ny lanonana ho fifampiarahabana amin’ny nahatrarana ny taona vaovao 2016 teny Iavoloha, fa ny Fahasalamana no voalohan-karena ho an'ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Pesta eto Madagasikara Mailo ny Maorisianina

Nisy trangana pesta 174 teto Madagasikara tao anatin’ny efa-bolana farany ny taona 2015. Namoy ny ainy ny 63 amin’ireo. Izay no voaisa. Iaraha-mahalala ny tsy fanatonan’ny olona toeram-pitsaboana entin’ny tsy fananana, ka manao dokotera tenany any ambanivolo any. Mampatahotra anefa ny tarehimarika. Mailo ry zareo Maorisianina ka nandray fepetra hisorohana ny mety hidiran’ity valan’aretina ity any aminy. Mivezivezy rahateo ny olona sy ny entana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Pr Panja Ramanoelina « Tsy kandidam-panjakana izany aho »

Manoloana ny resaka mandeha dia nanamafy ny Pr Panja Ramanoelina tamin’ny alalan’ny talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny oniversiten’Antananarivo fa nanaja ny fepetra sy fotoana nahazoana nanao propagandy ny tenany ary nalalaka ny fampielezan-kevitra teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Toerana 80 Lahy eny Mandrosoa Ilafy Tanim-panjakana tsy azo amidy, hoy Andriamamonjisoa Haja

Tena malahelo mafy ireo mpilalao baolina kitra sy ireo mpankafy izany taranja izany eny Mandrosoa Ilafy amin’ny feo mandeha fa hofoanana ny fisian’ity kianja malaza fanaovana “tournoi”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Janoary 2016
Actualités.Vasiana – Mandoto Zandary iray maty voatifitra teo amin’ny tratrany

Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny Distrikan’i Mandoto, faritra Vakinankaratra iny. Zandary iray no namoy ny ainy nandritra ny fanatanterahany ny asany rehefa niasa nandritra ny 13 taona tao amin’ny kaompanian’i Mandoto.

Hamaky ny tohiny
FTT