• Talata 12 Janoary 2016
Actualités.« Jeux de Melaky » Any Maintirano ny andiany faha-28

Mandray an-tanana ny asa fampandrosoana ao aminy ny any Melaky. Miara-mientana amin’izany ny vahoaka sy ny solontenam-panjakana tarihin’ny lehiben’ny Faritra Dolsain Guy Arvely sy ny Prefen’i Maintirano, Rakotomalala Louis Robson, izay samy zanak’i Melaky rahateo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Actualités.Raharaha tanin’Andohatapenaka Efa eo am-pelatanan’ny Vondrona afrikanina

Diso fijery ny mpitondra fanjakana milaza fa ho marin-toerana amin’izay taorian’ny fifidianana loholona farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Actualités.Analamahitsy Ravan’ ny polisy ny tambajotra mpangalatra môtô

Manoloana ny fahamaroan’ny fitarainana fahaverezana moto eto an-drenivohitra sy ny manodidina dia niezaka nanangona ireo vaovao rehetra mahakasika ireo mpanao ity asa ratsy ity ny polisy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Actualités.Henan’omby 10.000 Ar ny kilao ary tsy maintsy mbola hiakatra

Anisan’ny nanamarika ny fiakaran’ny vidin’entana mahery vaika teny an-tsena tamin’ity taona 2016 ity ny fiakaran’ny vidin’ny henan’omby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Actualités.Henan’omby 10.000 Ar ny kilao ary tsy maintsy mbola hiakatra

Anisan’ny nanamarika ny fiakaran’ny vidin’entana mahery vaika teny an-tsena tamin’ity taona 2016 ity ny fiakaran’ny vidin’ny henan’omby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Janoary 2016
Actualités.TSIORY Namoaka ny « iray dia »

Nivoaka tamin’ny fahanginana indray i Tsiory ilay mpanakanto fanta-daza tamin’ilay hira mitondra ny lohateny hoe : veloma farany nampalaza azy ny taona 2001.

Hamaky ny tohiny
FTT