- Alakamisy 04 Febroary 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Mpiasa ECD miisa 200 mahery natsahatra
Mitohy ny fandaminana sy ny fanadiovana eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fandaminana sy ny fanadiovana eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyEnina herinandro izao no tsy manana Tale ny fahitalavi-panjakana TVM.
Hamaky ny tohinyVaky ambatolampy ny adin’ny Ben’ny tanànan’i Sambava Toto François (Leader Fanilo) sy ny depiote voafidy tany amin’ity Distrika ity, Mamangy Norbert na Jack (Trano Kasaka).
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny ezaka ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nampidirana am-ponja ireo olona folo voarohirohy tamin’ilay resaka fakana an-keriny an’i Annie sy Arnaud tany Toamasina ny taona 2015 dia nitohy hatrany ny fikarohana nataon’ny polisy misahana ny Heloka bevava etsy Anosy sy ny « Police Judiciaire » Toamasina.
Hamaky ny tohinySamy manana basy sy fitaovam-piadiana mahery vaika na ny an-daniny na ny an-kilany ka samy tsy mety gisitra sy nilavo lefona.
Hamaky ny tohiny