• Talata 23 Febroary 2016
Actualités.Orana

Hatevina ny rotsak’orana ny 24 sy 25 febroary ho avy izao amina faritra maro eto Madagasikara toa an’ Atsinanana, Mangoro, Itasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Febroary 2016
Actualités.Farafangana Hakarina avo 5 heny ny vokatra tantely

Hihatsara ny vokatra tantely any Farafangana manomboka eto. Antenaina hiakatra avo dimy heny mihitsy izany aorian’ny fampitaovana ireo mpiompy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Febroary 2016
Actualités.Anjozorobe Novonoin-janany noho ny volam-pasana izy mivady lehibe

Mpivady efa 88 taona ny lahy ary 78 taona ny vavy no nisy namono tao an-tranony ny alarobia 10 febroary teo tany Anjozorobe. Nanao ny famotorana avy hatrany ny commandat de compagnie Imerina central.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Kere any Atsimo Raikitra indray ny asa 100 andro

Misy ny fepetra maika tsy maintsy noraisin’ny fitondram-panjakana ho famonjena sy fanampiana ireo mponina any Atsimo ianjadian’ny kere.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Ny mpitondra fanjakana no sakana

Fanoitra amin’ny famongorana ny kolikoly ny fitsarana saingy sakana izy eto Madagasikara. Mbola manjaka hatreto ny didim-pitsarana mitongilana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Ny mpitondra fanjakana no sakana

Fanoitra amin’ny famongorana ny kolikoly ny fitsarana saingy sakana izy eto Madagasikara. Mbola manjaka hatreto ny didim-pitsarana mitongilana.

Hamaky ny tohiny
FTT