• Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.Kaominina Antehiroka Hanorina lisea eny Antsakambahiny

Hanana lisea ny Kaominina Antehiroka. Io no anisan’ny fanambin’ny Ben’ny tanànan’Antehiroka Razakandrainy Bezoro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.Ambohijanahary Antehiroka Mpanao taxiphone namono tena tamin’ny poizim-biby

Renim-pianakaviana iray 28 taona manan-janaka iray vao 6 taona monja tsy manambady no maty namono tena tamin’ny alalan’ny fihinanana poizina famonoana biby ny talata 23 febroary 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.KAPILA HOSOKA

Tovolahy roa no saron’ny polisy avy amin’ny kaomisaria Boriborintany faha-7, 67ha, niaraka tamina kapila hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.Tovolahy voatifitra tany Anjozorobe Giazan’ny miaramila ny razana

Tsy mbola eo am-pelatanan’ny fianakaviany hatry ny omaly hariva ny vatana mangatsiakan’ilay tovolahy voatifitra tao amina toeram-pitrandrahana vato sarobidy tany avaratr’Anjozorobe ny alatsinainy lasa teo, araka ny angom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.Boriborintany faha-5 Hahazo tombony amin’ny tetikasa Lalankely III

Nijery ny zava-misy iainan’ny mponina andavanandro teny amin’ny boriborintany faha-5 indray omaly ny ekipan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Febroary 2016
Actualités.RN32 Antsohihy-Mandritsara 20 taona tsy nojeren’ny Fanjakana

Velon-taraina ny mponina sy ny mpampiasa lalam-pirenena faha-32 mampitohy an’Antsohihy amin’i Mandritsara, mandalo an’i Befandriana Avaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT