• Alakamisy 17 Martsa 2016
Actualités.FENOARIVOBE

Nipoaka tampoka ara-bakiteny ny tany tao Andohasahakely, Fokontany Ampasimbe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra Hihatra manomboka amin’ny faran’ny volana ny hologramme

Hihatra manomboka amin’ny faran’ny volana ny fametrahana ny hologramme amin’ireo karazana taratasy karakaraina eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Martsa 2016
Actualités.YLTP Miditra ny andiany faha-12

Hampianatra fomba fanaovana pôlitika vaovao amin’ireo tanora vao misandratra miisa 25 mianadahy hanaraka fiofanana eo anivon’ny “Youth leadership training program” na ny YLTP, ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Actualités.Disadisa eo amin’ny samy fiarahamonim-pirenena Niditra an-tsehatra ny fanjakana

Mikorontana tanteraka ny fananganana ilay filankevitra ambony miaro ny zon’olombelona sy ny fanjakana tsara tantana na HCDDED anisan’ny andrim-panjakan’ny Repoblika faha-4.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Actualités.MBS Anosipatrana Vita ny fanadiovana dia hatsangana ny trano

Natomboka omaly ny fanadiovana ny toerana misy ny foiben’ny MBS eny Anosipatrana. Goavana ny asa miandry ary mila 2 herinandro ny fanadiovana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Martsa 2016
Actualités.TAPANY KELY TANJOMBATO

Hanomboka rahampitso 17 martsa ny hetsika ara-toekarena ASIA-IO eny amin’ny Forello Tanjombato

Hamaky ny tohiny
FTT