• Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.MORONDAVA

Nahazo gropy mpihary herinaratra vaovao roa ny renivohitry ny Faritra Melaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.Tily Analamanga Avaratra 1500 no indray nirodorodo

Tily sampana mena avy ao amin’ny faritanin’Analamanga avaratra miisa 1500 avy tamin’ny fiangonana Loterana, Fjkm, Metem, ary Anglikanina no nandray anjara tamin’ny Rodorodo Miavaka ho an’ny taona 2015-2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.Erick Rajaonary Natolotry ny depiote ho praiminisitra lefitra

Vondrona parlemantera miisa 8 amin’ny 10 ao amin’ny Antenimieram-pirenana no nanolotra ny filoha tale jeneralin’ny orinasa Guanomad sady filoha am-perinasan’ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy (Fivmpama), Erick Rajaonary, ho praiminisitra lefitra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.Fitondrana Rajaonarimampianina Mamaky ady amin’i Vatovavy Fitovinany ?

Hatezerana no nandraisan’ny vahoaka any Vatovavy Fitovinany, sy iny faritra Atsimo Atsinanana iny ny fijoroan’ny governemanta

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.Fizahantany-Madagasikara Vahiny 1 tapitrisa no tanjona hatramin’ny taona 2020

Nisokatra tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo ny zotram-piaramanidina vaovao mampitohy an’Antananarivo sy Istanbul, renivohitr’iTorkia, mitondra ny anarana hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Aprily 2016
Actualités.Zaza tsy ampy taona miasa Miisa 2 tapitrisa eto Madagasikara

Tsy ho tratran’ny firenena Malagasy ny tanjona fanafoanana ireo ankizy miasa amin’ity taona 2016 ity. Mbola 2 tapitrisa mahery mantsy hatreto ireo zaza tsy ampy taona mikarama eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT