• Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.AMBOHIMANARINA

Mitaraina ny mponina ao amin’ny Fokontany Antanety Avaratra Ambohimanarina Antananarivo amin’ny fikasana orinasam-pifandraisan-davitra iray hametraka “pylône” amina tranon’olon-tsotra eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Mpampianatra FRAM any Antsalova Takiana 5 000 Ar vao soniavina ny “contrat” ?

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia hotanterahina rahampitso zoma 22 aprily ny fizarana ny fifanarahana arak’asa ireo mpampianatra FRAM noraisaina ho mpiasam-panjakana any amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antsalova, Faritra Melaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Zandary maty am-perinasa Mitombo isa hatrany

Ny zandary prinsipaly kilasy voalohany Mananjara Joelison, indray no namoy ny ainy teo am-perinasa tsy fantatra intsony hoe faha firy tao anatin’ny firy volana izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Kere any Atsimo Ny fananganana fotodrafitrasa no vahaolana

Mbola olana goavana tsy mety voavaha hatreto ny hanohanana mianjady amin’ireo mponina any Atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Vohémar Tafakatra 800 Ariary ny kapoakam-bary

Miantraika amin’ny fiainan’ny mponina andavanandro ny andro ratsy nentin’ny rivodoza Fantala tany amin’iny faritra avaratra atsinanan’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2016
Actualités.Sendikan’ny mpampianatra mpanabe Manome 14 andro ny fitondram-panjakana

Taorian’ireo mpandraharaha ny fonja sy ny mpiraki-draharaha dia manome 14 andro ny fitondram-panjakana ihany koa ny vondron’ny sendikan’ny mpampianatra mpanabe mba hamahana ny olan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT