- Talata 26 Aprily 2016
Actualités.Air Madagascar Hihetsika indray ny mpiasa
Tsy nisy hatramin’izao ny fiantsoana ireo mpiasan’ny Air Madagascar voaroaka tsy ara-dalàna, araka ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyTsy nisy hatramin’izao ny fiantsoana ireo mpiasan’ny Air Madagascar voaroaka tsy ara-dalàna, araka ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mpamokatra voanjo sy trondro ny distrikan’i Belo-Tsiribihina. Manodidina ny 200 hatramin’ny 500 taonina isan-taona, ohatra, ny voanjo vokatra.
Hamaky ny tohinyMaro amin’ireo orinasam-panjakana no mandika lalàna amin’ny fanomezana ireo tsenam-panjakana. 4 amin’ireo orinasa 22 eo ambany fitantanan’ny fanjakana mantsy no mba manaja izany,
Hamaky ny tohinyTena ilaina ny fanofanana ny ray aman-dreny hahafahana mampivelatra bebe kokoa ny zaza
Hamaky ny tohinyTsy mbola nanendry masoivohontsika any ivelany na dia iray aza ny fitondrana Rajaonarimampianina tato anatin’ny roa taona sy telo volana nitantanany ny firenena.
Hamaky ny tohiny