• Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.TAPANY KELY

ANKADILALANA Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ao amin'ny efitrano OPS Ankadilalana anio alarobia 8 jona antoandro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Enjoy Madagascar Hotanterahina eny Tanjombato ny andiany voalohany

Sambany no hotanterahina eto amintsika ilay hetsika “Enjoy Madagascar”, karazana foara iray lehibe sy miavaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2016
Actualités.Aretin-tsofina tsitongan-dronono Maro no voany eny ambanivohitra

Mety hiteraka tsy fandrenesana intsony mihitsy ny aretin-tsofina raha tsy voatsabo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2016
Actualités.Vatovavy Fitovinany Mandrahona hikomy ireo Ben’ny tanàna

Ben’ny tanàna maromaro ao Vatovavy Fitovinany no nanao fanambarana tamina radio tsy miankina iray tao Manakara ny sabotsy teo manoloana ny tsy fahazoan’ny Kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2016
Actualités.Ratolojanahary Maharavo (Doudou) Enjehin’ny minisiteran’ny Atitany

Naharay taratasy fangataham-panazavana avy amin’ny minisiteran’ny Atitany Ratolojanahary Maharavo (Doudou) iray amin’ireo mpitarika mafana fo ao amin’ny AFO sendikaly, ny 1 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Jona 2016
Actualités.Farafangana Anarana sisa ny TVM

Efa ho herintaona izay dia tsy mandeha lavorary ny fahazoan’ny olona ny fandaharan'ny Televiziona Malagasy (TVM) ao Farafangana.

Hamaky ny tohiny
FTT