- Talata 14 Jona 2016
Actualités.Omby eto Madagasikara Ho lany tamingana afaka 5 taona ?
Tsy mahomby ireo hetsika famongorana ny halatra omby eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy mahomby ireo hetsika famongorana ny halatra omby eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy nankasitrahan’ireo mpitsara amin’ny ankapobeny ny fanapahan-kevitra famindran-toerana noraisin’ny teo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana.
Hamaky ny tohinyTamin’ny desambra 2015 no nanana Tale farany ny Televiziona Malagasy, taorian’ny nanesoran’ny fitondrana an’i Lantomalala Rasata ny 30 desambra 2015.
Hamaky ny tohinyMankalaza ny faha-20 taona niorenany ny vondrona Tsaramanasoa eny Itaosy, fikambanana iray anisan’ny manohana sy manampy ireo sahirana
Hamaky ny tohinyTsy maintsy misy fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ireo orinasa any ivelany hanafatra mpiasa malagasy hiasa any aminy sy ny mpandefa na ireo “agence de placement” eto amintsika manomboka izao raha mbola te hanohy ny asa nosahaniny hatramin’izay izy ireo
Hamaky ny tohinyRavan’ny polisin’ny UIR (Unité d’Intervention Rapide) omaly misandratr’andro ny andian-jiolahy iray raha iny teo am-piomanana hanafika teny amin’ny manodidina an’Ankadivato, Boriborintany fahatelo iny.
Hamaky ny tohiny