• Talata 28 Jona 2016
Actualités.Maratra teny Mahamasina Ny loha, tratra, lamosina ary ny kibo no tena voa mafy

Mahatratra 23 isa hatramin’ny omaly ireo maratra mafy mbola tazonina etsy amin’ny hopitaly HJRA, hoy ny profesora Rakotoson Olivat Alison, lehiben’ity hopitalim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2016
Actualités.Mpitondra marary etsy amin’ny HJRA Maro ireo mitaraina noho ny afitsoky ny dokotera

Betsaka ireo mpitondra marary etsy amin’ny hopitaly HJRA no velon-taraina noho ny afitsoky ny dokotera amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2016
Actualités.Maratra teny Mahamasina Ny loha, tratra, lamosina ary ny kibo no tena voa mafy

Mahatratra 23 isa hatramin’ny omaly ireo maratra mafy mbola tazonina etsy amin’ny hopitaly HJRA, hoy ny profesora Rakotoson Olivat Alison, lehiben’ity hopitalim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2016
Actualités.Fifohazam-panahy hanavotana izao tontolo izao Hiainga eto Madagasikara, hoy ny pastera Vao Fenohery

Efa tamin’ny 31 aogositra taona 2008 no niteny tamin’ireo mpaminany Andriamanitra mikasika ny hisian’ny fifohazam-panahy lehibe eto amintsika hanavotana izao tontolo izao, hoy ny pastera Vato

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2016
Actualités.Matson’ny foloalindahy Nosokafan’ny ACMIL tamin’ny «Silent Drill»

Niavaka ny matson’ny foloalindahy malagasy fahatsiarovana ny tsingerintaona faha-56 teny amin’ny kianja monisipalin’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2016
Actualités.Madagasikara sy Maorisy Ahiana ho efa misy silamo mahery fihetsika

Amin’izao fotoana izao dia miomana fatratra ry zareo eo anivon’ny GIGN na ny hery vonjitaitran’ny zandarimariam-pirenena frantsay izay

Hamaky ny tohiny
FTT