- Sabotsy 09 Jolay 2016
Actualités.TAPANY LAMAODY
Handray anjara amin'ny hetsika momba ny lamaody hatao ny 13 jolay ao amin'ny City Grill Ivandry i Mialy Seheno, mpamorona lamaody fantadaza eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyHandray anjara amin'ny hetsika momba ny lamaody hatao ny 13 jolay ao amin'ny City Grill Ivandry i Mialy Seheno, mpamorona lamaody fantadaza eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyLohahevitra maro no nodinihana nandritra ny fihaonana teo amin’ny vovonana iarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina teny Iavoloha. Iray amin’ireny ny mikasika ny fifaninanana bontolo na «concurrence déloyale».
Hamaky ny tohinyManomboka mahazo vahana indray ny kapoka bois rond eto amintsika raha somary efa nangingina teo aloha teo.
Hamaky ny tohinyHifanome tanana hanohana ny tanora Malagasy ny orinasa Star sy ny fikambanana « Jeune Chambre International Madagascar ».
Hamaky ny tohinyNanetsika ny tambavin’ny mpitatitra eto an-drenivohitra ny fiakaram-bidin’ny solika in’efatra miantoana hatramin’ny fiandohan’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyHiakatra 500 ariary ny saran-dàlan’ny fiara mpitatitra olona manomboka ny talata 26 jolay 2016, araka ny tapaka taorian’ny fivorian’ny «Union des Coopératives des Transporteurs Urbains» omaly.
Hamaky ny tohiny