Actualités

Tapatapany FIFANINANANA BONTOLO


  • Sabotsy 09 Jolay 2016

Lohahevitra maro no nodinihana nandritra ny fihaonana teo amin’ny vovonana iarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina teny Iavoloha. Iray amin’ireny ny mikasika ny fifaninanana bontolo na «concurrence déloyale».


FIFANAKALOZANA ARA-BAROTRA

 Mitana ny laharana voalohany amin’ny fifanakalozana ara-barotra amin’i Madagasikara i China. Mahatratra 1,1 miliara dolara ny hadirin’ny takalo ny taona 2015. 746 tapitrisa dolara kosa ny serasera ara-barotra teo amin’ny firenena Malagasy sy i Frantsa, hoy ny Tahirimbola iraisampirenena.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT