• Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.Zafimahatratra Abel Tsy miady amin’ny mpanao gazety ny depiote

Tsy azonay ekena intsony ny fitarihana korontana hitondra any amin’ny krizy hamotika ny firenena indray, hoy ny depiote Zafimahatratra Abel voafidy tany Manakara Vatovavy Fitovinany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.Masoivoho Malagasy any Washington Nalefa nody ireo mpiasa tapitra “contrat”

Manomboka ny fanadiovana any amin’ireo masoivoho malagasy any ivelany. Eo ny tsy fahampiam-bola,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.Lalànan’ny fifandraisana Depiote 18 no nandany azy teny Tsimbazaza

Tanteraka ny fanirian’ny fitondram-panjakana fa dia lany ihany teny amin’ny antenimieram-pirenena ilay lalàna momba ny fifandraisana. Solombavambahoaka 21 no nivory tao anaty efitrano fivoriana omaly hariva nandritra ny fifidianana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.TAPATAPANY FFM

Hanao valandresaka amin’ny mpanao gazety ny filohan’ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.Fanalana ireo 4'mi mpatory an-dalana Sahirana ny kaominina

Mahatsiaro ho sahirana ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fanalana ireo mpatory an-dalana eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2016
Actualités.Fanajana ny zon’ny sembana Mbola tena marefo eto Madagasikara

Mbola tena marefo ny fampiharana ny zon’olona manana fahasembanana eto amintsika na dia efa nanaiky nankato ilay fifanarahana iraisam-pirenena mifandraika amin’izany aza isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT