Manomboka ny fanadiovana any amin’ireo masoivoho malagasy any ivelany. Eo ny tsy fahampiam-bola,
ka mitarika fitsitsiana fa eo ihany koa ireo mpiasa tonga amin’ny fiafaran’ny fifanaraham-piaraha-miasa teo aminy sy ny fanjakana. Mpiasa vitsivitsy tao amin’ny ambasady Malagasy any Washington-Etazonia izao no fantatra fa nalefa nody rehefa tapitra “contrat”, anisany Rasolojaona Mamy, mpanolotsaina voalohany tao amin'ny masoivoho malagasy ao Washington ary efa filohan'ny filankevi-pitantanan'ny Telma teo aloha .
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.