• Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Filoham-pokontany 7 ao Soamahamanina PPN no natakalo ny hoavin’ny taranaka

Taorian’ny fanambarana mikasika ny faneken’ireo filoham-pokontany 7 ny fankasitrahan’izy ireo ny fitrandrahana ataon’ireo sinoa ao Soamahamanina ny 21 jona lasa teo dia nisy ireo solontenan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Mpianatry ny sekoly Frantsay Tena tsy tia ny teny Malagasy

Tsy tia ny teny Malagasy mihitsy ireo zatovo Malagasy mianatra any amin’ny sekoly frantsay, hoy Atoa Andriamihaja Jean Dolisn iDol’Aj, tafaresaka tamin’ny Tia tanindrazana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Mpianatry ny sekoly Frantsay Tena tsy tia ny teny Malagasy

Tsy tia ny teny Malagasy mihitsy ireo zatovo Malagasy mianatra any amin’ny sekoly frantsay, hoy Atoa Andriamihaja Jean Dolisn iDol’Aj, tafaresaka tamin’ny Tia tanindrazana omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Betroka Feno Arabo ny tanàna

Hatairana ny an’ny mponina tao Betroka nahita andiana Arabo, folo lahy eo, tonga any an-toerana hatramin’ny nanombohan’ny volana ramadany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Hain-trano teny Ankadindramamy Vehivavy iray saika kilan’ny afo

Trano iray no nirehitra tetsy Ankadindramamy omaly alarobia 20 jolay 2016, tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany maraina. Raha ny fanazavana azo dia vokatry ny fiakaran’ny herinaratra no nahatonga ity tranga ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jolay 2016
Actualités.Halatra miaro vono olona Kamiao very teny Anosizato, tratra tany Ambositra

Nitrangana halatra kamiao narahana vono olona teny Anosizato ny marainan’ny talata 19 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
FTT