• Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Marc Ravalomanana Hanorina asa maro ho an’ny Malagasy

Samy mahatsikaritra ny maro tato anatin’ny roa herinandro izao fa manomboka hita eny amin’ireo “épicerie”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Fanamboaran-dalana eny Itaosy Be marenina ny fanjakana, nihetsika ireo kaominina 3

Raha tsy ny fiaraha-mientan’ny solombavambahoaka Voahangy Raharimanarivo sy ny kaominina Ambavahaditokana, Andranonahoatra ary Itaosy dia tsy nisy nikitika ny lalana eo amin’ny sampana Vinany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.TAPANY BAOMBA TEO ANOSY

Iray volana katroka anio no nisian’ny grenady nipoaka teo amin’ny toerana fiantsonan’ny fiara an’ny Antenimierandoholona, izay nanimba fiara. Tsy nisy tohiny ny raharaha na ny niavian’ilay grenady na ny tompon’antoka tamin’izany. Nangina tsy ahenoan-teny ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Fidangan’ny vidim-piainana Hidina an-dalambe ny mpanjifa ?

Namory olona tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely ingahy Rabenitsara Lita, filohan’ny RNDC fantatra amin’ny resaka fiarovana ny zon’ny mpanjifa ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Tanambe distrikan’Amparafaravola Hahazo Lisea vaovao mitentina 400 tapitrisa ariary

Hahazo trano lehibe iray vaovao ahitana efitra 12 atsy ho atsy ny kaominin’i Tanambe ao amin’ny distrikan’Amparafaravola Faritra Alaotra Mangoro hatao trano sekoly vavaon’ny lisea any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jolay 2016
Actualités.Mahajanga Nisahotaka ireo mpitsara BEPC

Savorovoro ny fanombohan’ny fitsarana ireo taratasim-panadinana BEPC tao amin’ny foibem-pitsarana lisea Philibert Tsiranana - Mahajanga ny zoma teo. Maromaro tamin'ireo mpampianatra tokony hitsara fanadinana no tsy tonga

Hamaky ny tohiny
FTT