• Zoma 05 Aogositra 2016
Actualités.Razafisoa Jeanne, 73 taona Fanindroany nanala bakalôrea, “ho afaka aho !”

Zokiolona indrindra tamin’ireo mpiadina bakalôrea manerana ny Nosy Rtoa Razafisoa Jeanne. 73 taona izy amin’izao, avy any Andapa no fiaviany fa noho ny asa dia saika nitety ny faritra SAVA manontolo izy mianakavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.Asa fampihorohoroana eto amintsika Tsy misy atahorana, hoy ny pasitera Mailhol

Manoloana ny fanontaniana mipetraka mikasika ny firoboroboan’ireo antokom-pivavahana eto amintsika amin’ny trangan’asa fampihorohoroana niseho tato ho ato dia nilaza ny pasitera Mailhol izay hankalaza ny faha-20 taona niorenan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.Institut Ravinala -Andavamamba Misy tsy mazavazava

Tsy nahafa-po ary nanjavozavo sy mifono hevitra ambadika avokoa ny valin-teny nomen’ny sekretera jeneralin’ilay ivontoeram-pampianarana ambony tantanana teratany Tiorka na ny Institut Ravinala etsy Andavamamba tamin’ireo mpanao gazety tonga teny an-toerana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.Resaka asa fampihorohoroana Manomboka mampikorontan-tsaina ny Malagasy

Manahirana, hoy ny mpahay toetra ara-piarahamonina sady mpahay fifandraisana, Razafindrakoto na dia ny mety ho fiantraikan’ny filazana ihany aza fa misy mpampihorohoro tonga eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.Tapany kely

Soanierana Nahitana lozam-pifamoivoizana moto indray teny Soanierana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2016
Actualités.Imprimerie Nationale Mpiasa iray nidoboka am-ponja

Mivoatra ny raharaha manodidina ny fanodinkodinam-bola niseho tao amin’ny Tranopirintim-pirenena (Imprimerie Nationale), izay sampandraharaha miankina amin’ny minisiteran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola.

Hamaky ny tohiny
FTT