Actualités

Resaka asa fampihorohoroana Manomboka mampikorontan-tsaina ny Malagasy


  • Alakamisy 04 Aogositra 2016

Manahirana, hoy ny mpahay toetra ara-piarahamonina sady mpahay fifandraisana, Razafindrakoto na dia ny mety ho fiantraikan’ny filazana ihany aza fa misy mpampihorohoro tonga eto amintsika.

Raha nanaraka fanadihadiana iray tamin’ny fahitalavitra aho, hoy izy dia saika tsy nanaiky ny fahatongavan’izany avokoa ireo olom-pirenena nanontaniana ary ny vahaolana nolazain’izy ireo dia saika hoe aleo tonga dia vonoina na hodorana. Porofo izany fa efa mampikorontan-tsaina ny olona sahady ilay izy. Tsy afaka ny hitompo teny fantatra anefa isika, raha ny fanazavany, mikasika ny fisiana na tsia izany mpampihorohoro eto izany fa ny zava-dehibe dia efa tokony himasoana izay hampilamina ny vahoaka amin’izao fotoana izao, hoy izy.


J.M

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT