- Sabotsy 06 Aogositra 2016
Actualités.“Coco plastika” – Andohatapenaka Noraisim-potsiny i Zambà mpanendaka
Nosavoritahan’ny olona i Zambà raha avy nanendaka vehivavy iray teny Andohatapenaka teo amin’ny “Coco plastika” taloha ny marainan’ny alakamisy teo. Niditra an-tsehatra ny polisy mandrindra ny fifamoivoizana teo akaiky teo
Hamaky ny tohiny