• Alarobia 07 Septambra 2016
Actualités.Fampianarana ambony Raikitra ny « Salon des étudiants »

Hifaninana ankehitriny ny fikarakarana hetsika isan-karazany. Ny tontolon’ny fampianarana ambony indray no ahitana azy raha ny sehatry ny hetsika ara-barotra no tena ahatarafana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2016
Actualités.Kaominin’i Mahajanga Tsy hisôma amin’ny tsy manara-dalàna

Toy ny savorovoro nitranga tamin’ny resaka fiarakaretsaka teto Antananarivo Renivohitra ihany, andro maromaro lasa izay, no mitranga ihany koa amin’ireo Bajaj mitatitr’olona ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2016
Actualités.Tetikasa Sahala Hampianatra lalàna eny amin’ny fokontany

Tontosa, omaly, tetsy amin’ny Ivon-oeran’ny Kolontsaina Malagasy na ny IKM etsy Antsahavola ny atrikasa fahatelo farany izay nokarakarain’ny tetikasa Sahala ary nandinihan’izy ireo ny lohahevitra hoe «

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Septambra 2016
Actualités.Tsy fahatomombanana amin’ny resaka fiterahana Niala bala ny minisitra

Ho tanterahana ny 13 ka hatramin’ny 16 septambra 2016 etsy Anosy ny fihaonambe mikasika ny fandrindram-piterahana izay karakarain’ny minisiteran’ny fahasalamana sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Actualités.Marc Ravalomanana Mampitandrina

Tonga tampoka nijery ny zava-misy ao amin’ny tanin’ny Tiko eny Andohatapenaka, omaly, ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, rehefa naheno fa misy miasa an-tsokosoko eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Septambra 2016
Actualités.Fifanakalozam-paritra Lesoka eto Afrika sy i Madagasikara

Manodidina ny 8,5% isan-taona ny tahan’ny fanondranana entana eto Afrika nanomboka ny taona 2010.

Hamaky ny tohiny
FTT