• Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Soamahamanina Nangoron’entana ny Sinoa

Raha ny vaovao farany dia hoe nangoron’entana io omaly io ny Sinoa mpitrandraka volamena ao Soamahamanina, midika izany fa nandresy ny tolon’ny vahoakan’i Soamahamanina na izay aza anefa dia tsy maintsy hisy ihany ny fanaraha-maso sy fijerena ifotony ny ena zava-misy marina fa sao ka sinema fotsiny indray izy ity

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Vita ny nilan’ny HVM azy Nogadraina i Nivo Ratiarison

Tratry ny tsipaka ambavafo i Nivo Ratiarison. Vita ny nilan’ny fitondrana azy. Nidoboka am-ponja eny Antanimora hatry ny omaly hariva ity Talen’ny kabinetran’ny minisitry ny filazam-baovao sy ny serasera ary ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Olan-tany any Toamasina Saika tafiditra olona ambony hatrany

Misy vadina olona ambony miasa ao Toamasina nibodo tanin'olona vita titre, ao Cité Procops Tanambao V, amin’izao nefa tsy resy mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Fitarainan’ny mpampianatra Narafitra anaty boky iray

Mihamitontongana hatrany ny hasin’ny mpanabe amin’izao fotoana izao. Tsy mijanona eto amintsika ihany izany fa maneran-tany mihitsy raha araka ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Malagasy Naverina eny am-ponja indray

Ny 18 Aogositra lasa teo no nampidirina am-ponja vonjy maika ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Fiovaovan’ny vidin-tsolika Miankina amin’ny toekarem-pirenena sy ny sandam-bola

Namoaka fanambarana mikasika ny fiovaovan’ny vidin-tsolika eto amintsika ny Ministeran’ny angovo sy ny harena an-kibon’ny tany omaly miaraka amin’ny ofisim-pirenena momba ny solika (OMH).

Hamaky ny tohiny
FTT