- Alakamisy 13 Oktobra 2016
Actualités.Trafika sokatra Polisy efatra hadihadian’ny Bianco
Mivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.
Hamaky ny tohinyMivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.
Hamaky ny tohinyMivoatra mangina ny vaovao manodidina ireo sokatra saika haondrana avy ivelany, saingy sarona teny amin’ny seranam-piaramanidina.
Hamaky ny tohinyMisaona indray ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika.Nodimandry omaly maraina tokony ho tamin’ny 05 ora tetsy amin’ny hôpitalyCHU-JRA Ampefiloha, toerana izay nitsaboana azy nandritra ny 18 volana mantsy Ikotoniaina na Rakotoniaina Philbert.
Hamaky ny tohinyTratra ara-potoana soa aman-tsara ihany ny asa fanamboarana ilay toho-drano vaovao etsy ambanin’ny tetezan’Ampasika hahafahana manondraka ny tanimbary ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro, distrikan’Atsimondrano.
Hamaky ny tohinyEfa am-polo taonany no tsy nanana kianja filalam-baolina kitra ho an’olona 11 intsony ny kaominina Andoharanofotsy taorian’ny nakan’ny fianakaviana Ramaroson ny taniny.
Hamaky ny tohinyTantara mitohy ny raharaha Soamahamanina. Tsy raharaha manokan’ny fikambanana Vona, na ny Fokonolona ao an-toerana intsony ity, fa niitatra
Hamaky ny tohiny