- Zoma 18 Novambra 2016
Actualités.Fikambanana nosy Malagasy Haneho hevitra mandritra ny Frankofonia
Tsy mitsahatra hatreto ny fangatahana ny fahazoana ireo nosy Malagasy izay hiadiana amin’ny Frantsay amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra hatreto ny fangatahana ny fahazoana ireo nosy Malagasy izay hiadiana amin’ny Frantsay amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyTafidina hatrany amin’ny 500 Ar ny iray garaba amin’ny lodsia ankehitriny any amin’ny distrikan’i Manakara,hoy Ralaindrina Marcel, mpikambana teo anivon’ny kongresin’ny tetezamita teo aloha sady mponina any an-toerana.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginana omaly Ramitandrinarivo Beau-Temps, talen’ny Office Malgache du Cinéma fa tsy mbola manana fiarovana mitovy amin’ireo mpihira eto amintsika ny fianakaviamben’ny mpilalao sarimihetsika Malagasy.
Hamaky ny tohinyMiady mafy amin’ny aretina etsy amin’ny hopitaly HJRA amin’izao fotoana izao Razafindrakoto Gérard na Randrenja, mpilalao sarimihetsika tao amin’ny Scoop digital fahiny izay efa lasa lehiben’ny tranom-pamokarana Horizon ankehitriny.
Hamaky ny tohinyHankalazaina amin’io taona ho avy 2017 io ny faha-200 taona nanaovan-tsonia ny fifankatiavana Malagasy sy Anglisy, natomboka tamin’ny Fanjakan-dRadama I
Hamaky ny tohinyANOSIKELY Nandray ny delegasiona avy amin’ny Fondation Friedrich Erbert (FFE) ny Filohan’ny Antenimierandoholona.
Hamaky ny tohiny