- Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Ankadimbahoaka-Anosizato Feno trano miorina ny fefiloha
Maniry toy ny anana ny trano miorina eo ambony fefilohan’Ikopa hatreo Ankadimbahoaka mipaka any Anosizato Atsinanana. Taorian’ny tetezamita no ho mankaty no tsapa fa nahamaro ny asa fanorenana tamin’iny faritra iny.
Hamaky ny tohiny