• Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.Madagasikara Tany tsy misy lalàna intsony…

Manomboka any amin’ny filoham-pirenena ka hatramin’ny vahoaka madinika no mandika lalàna eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.Delegasiona avy amin’ny « Region Normandie » Nandalo tetsy amin’ny Antenimierandoholona

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré tao amin’ny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy amin’ny « Region Normandie »,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanàna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoanan’ny fahavaratra tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2017
Actualités.BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy amin’ny asa fivelomany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Famatsiam-bola 10 miliara dolara Mahatratra 15,5% ny zanabola aloa

Niompana tamin’ny paikady fanavaozana miaraka amin’ny fandaharanasa fampiasambola mazava mitondra mankany amin’ny harinkarena tsy manavaka sy maharitra lovainjafy ny fandresen-dahatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Antanimbarinandriana Hanamboatra « Parking » sy zaridaina ny CUA

Natomboka omaly ny asa fanajariana sy fanamboarana ny toby fiantsonan’ny fiara miampy zaridaina eny Antanimbarinandriana, tontosain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT