• Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Rano vato tany Maroantsetra 8 no maty, 20 tsy hita popoka

Zava-doza no nitranga tany amin’ny kaominin’ambanivohitr’Ambinagnitelo ao anatin’ny distrikan’i Maroantsetra ny zoma 31 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Rano vato tany Maroantsetra 8 no maty, 20 tsy hita popoka

Zava-doza no nitranga tany amin’ny kaominin’ambanivohitr’Ambinagnitelo ao anatin’ny distrikan’i Maroantsetra ny zoma 31 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Horonantsary GISA MAINTY 2018 Hanatsikafona ny paikady maloton’ireo mpanao politika

Miroso hatrany amin’ny famokarana horonantsary mahaliana ny mpankafy ny tranom-pamokarana Scoop digital amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Ambany tetezan'Ampasika Lasa fanariam-pako

Lasa fanarian’ny olona fako tanteraka ny ao ambany tetezan’Ampasika, lalana miazo an’Itaosy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Traboina ao Antanandava -SAVA Notoloran’ny Airtel fanampiana

An’aliny ireo olona nitondra faisana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Enawo teto amintsika, indrindra tany amin’ny Faritra. Betsaka ihany koa ireo fotodrafitrasa simba, antony nanosika ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar hanohana azy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Aprily 2017
Actualités.Ambodivona Lasan’ny jiolahy ny 12 tapitrisa Ariary

Lasibatry ny jiolahy mitam-basy ny toeram-pivarotana kojakojan’ny fiara iray teo Ambodivona-Antananarivo faha-3 ny marainan’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT