• Alatsinainy 29 Mey 2017
Actualités.Faritra Boeny Nitokana fotodrafitrasa 3 ny praiministra Solonandrasana

Nidina ifotony tany amin’ny renivohitry ny faritra Boeny ny delegasiona notarihin’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier notronin’ireo minisi-panajakana maromaro ny zoma 26 mey 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Actualités.Kolikoly avo lenta Saika re matetika ny ao amin’ny atitany

Ry zareo avy eo anivon’ny vovonana politika dinika ho fanavotam-pirenena (DFP) no tena nanitrika hatramin’ny fiandohan’ny taona fa ao amin’ny minisiteran’ny atitany ao no tena fositra amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Actualités.True Direction Life Hamoaka ny rakikirany faharoa

Hamoaka ny rakikirany vaovao faharoa ny tarika TDL ( True Direction Life). Ny 4 jona ho avy izao, alahadin’ny pentekosta no hamoahana amim-pomba ofisialy izany etsy Antsahamanitra mandritra ilay fampisehoana goavambe izay hotanterahin’izy ireo eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Actualités.Orinasa eto Madagasikara Maro no tsy mazava

Orinasa manodidina ny 28 izay 80%-n’ireo mpanondrana entana any ivelany ary 42 izay mameno ny 85%-n’ny tsena anatiny eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Mey 2017
Actualités.Raharaha «Claudine Razaimamonjy» Nampiova ny zava-nisy tao amin’ny fitsarana

Miankin-doha amin’ny fahefana mpanatanteraka ny rafitra miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara, hoy ny mpandrindra ireo hetsika iadiana amin’ny kolikoly eo anivon’ny Rohy Ramarosaona Faraniaina tamin’ny fivahinianany tao amin’ny onjampeo iray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2017
Actualités.Vely kanota ho an’i Rolly Mercia “Mianara aloha lalàna”, hoy ny filohan’ny SMM

Nangina na koa nampanginina ny raharaha mahasaringotra ny loholona Riana Andriamandavy VII izay mifanindran-dalana amin’ny raharaha Claudine Razaimamonjy, ka nitondra ny heviny momba izany indray ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara Faniry Ernaivo ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
FTT