• Talata 30 Mey 2017
Actualités.Sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana Mitaky tombontsoa ihany koa

Nanomboka nitokona tetsy Antaninarenina koa ry zareo avy eo anivon’ny mpiasan’ny fadin-tseranana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Actualités.Raharaha Antsakabary Voaporofo ny habibiana nataon’ireo polisy…

Manao antso avo sy manontany ny fivoaran’ny fanadihadiana izay nataon’ny fitondram-panjakana tao anatin’ny 3 volana momba ny “raharaha Antsakabary” ny Vovonana Mampiray tarihin’i Arlette Ramaroson, ka nandefa taratasy any amin’ny Filoham-pirenena sy ny Praiminisitra ary ireo sampan-draharaham-panjakana voakasika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Actualités.Mpiraki-draharahan’ny fitsarana Manomboka mihetsika indray

Tafahoatra ny fanaovana tsinontsinona ny mpiraki-draharaha eto amintsika, raha ny fanambarana nataon-dry zareo eo anivon’ny fivondronan’ny mpiraki-draharaha tetsy amin’ny hotely Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Actualités.Faritra Boeny Nitokana fotodrafitrasa 3 ny praiministra Solonandrasana

Nidina ifotony tany amin’ny renivohitry ny faritra Boeny ny delegasiona notarihin’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier notronin’ireo minisi-panajakana maromaro ny zoma 26 mey 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Actualités.Mpiompy omby eny Ankatso Ambolokandrina Nahazo rariny tamin’ny CUA

Tsy alana amin’ny toerany araka ny fampitahorana efa nahazo azy ireo hatramin’ny ela fa afaka manohy ny asa fiompiany ireo mpiompy omby ao amin’ny fokontany Ankatso Ambolokandrina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Mey 2017
Actualités.Soaniedanana PK 67 Hosokafana ny 3 jona ho avy izao ny tsena vaovao

Mitohy hatrany ny fandraisan’ny fikambanana HAFARI Malagasy an-tanana ilay tetikasa fifindra-monina ao Soaniedanana Ankazobe PK 67 amin’izao fotoana na dia mbola mamita sazy any am-ponja aza ny filoha nasionaliny Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
FTT