• Alatsinainy 10 Jolay 2017
Actualités.Carrefour de la formation des metiers et de l’emploi Hetsika hanampiana ireo mpianatra sy mpitady asa

Raikitra ny « Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi » karakarain’ny Alliance Française eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Actualités.Tale jeneralin’ny INSTAT “Misy tsy mazava ny fitantanany”

Misy amin’ireo mpiasa eo anivon’ny ivontoerana nasionaly momba ny antontanisa na ny INSTAT no velom-panontaniana amin’izao fotoana hoe olona mendrika ilay toerana ve ny Tale jeneraly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Actualités.Bazary kely ao Toamasina Atomboka ny fanamboarana

Napetraka tamim-pomba ofisialy omaly ny vato fototry ny fanombohana ny asa fananganana ny tsena ao Bazary kely Toamasina, ahitana box miisa 131.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Actualités.« Salon du bonheur et du bien être » Nahavory olona

Nahavory olona marobe tokoa ilay hetsika “ Salon du bonheur et du bien être » nokarakarain’ny Kis Madagascar tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely hifarana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Jolay 2017
Actualités.Kolontsaina sy fandriampahalemana Azo tsidihana manomboka izao ny www.culture-paix.kis.mg

Natomboka omaly zoma 7 jolay ary hifarana ny 30 septambra ho avy izao ilay fampirantiana amin’ny alalan’ny tranonkalam-pifandraisana momba ny kolontsaina sy ny fandriampahalemana karakarain’ny Kis Madagasacar eto amintsika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Tsy ampy vola sy fitaovana ny Bianco

Sakana amin’ny fanatanterahan’ny Bianco an-tsakany sy an-davany ny asany momba ny ady amin’ny kolikoly ny tsy fahampian’ny fitaovana sy ny tetibola enti-miasa.

Hamaky ny tohiny
FTT