• Sabotsy 02 Septambra 2017
Actualités.Hain-trano teny Mahavoky Manao ranolava ny fanampiana ireo traboina

Nisehoana hain-trano mahatsiravina teny amin’ny fokontany Mahavoky, Boriborintany Fahatelo, ny alakamisy 31 Aogositra 2017 tokony ho tamin’ny 7 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Septambra 2017
Actualités.Fandroahana mpiasa tsy ara-drariny Voasazy ny Fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro

Nahazo rariny teny anivon’ny tribonaly miady amin’ny fanjakana any Toamasina ireo mpiasa valo mianadahy noroahin’ny fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro noho ny antony tsy fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Actualités.Tanàna madio sy milamina Miroso amin’ny tanjona Antananarivo Renivohitra

Nanao fanadiovana goavana teny amin’ny faritra Anosy sy ny manodidina ny kaominina Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 31 aogositra 2017,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Septambra 2017
Actualités.Eliane Bezaza “Hifamono eto isika”

Diso fanantenana ny olona satria rehefa manao fanovana governemanta dia tokony hisy dikany sy hisy lalan-tsaina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Actualités.CSB-1 Ambohiboromanga Ambatomanga Notoloran’ny depiote Rodin fitaovana

Am-bolana no efa nihodina ity tobim-pahasalamana fototra eo anivon’ny fokontany Ambohiboromanga, kaominina Ambatomanga ity, izay any amin’ny 30km miala an’Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Aogositra 2017
Actualités.Fipoahana teny Ambohimanambola Politika avo lenta ?

Nisehoana fipoahana narahina afo goavana ny toby famokarana herinaratra an’ny orinasa AKSAF Power, mamokatra 50Mgw,

Hamaky ny tohiny
FTT