• Alakamisy 28 Septambra 2017
Actualités.Toamasina Tratra ilay biby mihinan’olona

Voasambotra tany amin’ny fokontany Sambala Toamasina ny biby iray nampitondrain’ny mponina ny anarana hoe Katraboagna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Actualités.Fandravana trano eny Ambatobevanja Voahaja tsara ny lalàna, hoy ny CUA

Manoloana ny vaovao navoaka tamin’ny haino aman-jery iray teto Antananarivo, momba ny fandravana trano teny Ambatobevanja,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Actualités.Fitokonana sy fitakiana Nivaky roa ny mpitsara

Tsy nihemotra ireo mpiraki-draharaha sy ireo mpikambana eo anivon’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara omaly fa niroso tamin’ny fitokonana ihany na dia nisy tamin’ireo namany aza no nanatanteraka ny asany toy ny mahazatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Septambra 2017
Actualités.Fandrindrana ny fiainam-pianakaviana Mitombo ny Malagasy manao azy

Tontosa omaly tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo ny lanonana fisaorana an’ireo vahoaka amerikanina nosoloin’ny USAID tena izay namatsy vola ny Marie stopes Madagascar hahatomombana ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny fandrindrana ny fiterahana eto amintsika nandritry ny 7 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2017
Actualités.Fitokonan’ny Fitsarana Mandrahona hisambotra ny fanjakana

Tsy resa-be intsony fa raikitra ilay fitokonana faobe mandritra ny fotoana tsy voafetra hotanterahin’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) sy mpiraki-draharaha (SGM) manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Septambra 2017
Actualités.Fitokonan’ny Fitsarana Mandrahona hisambotra ny fanjakana

Tsy resa-be intsony fa raikitra ilay fitokonana faobe mandritra ny fotoana tsy voafetra hotanterahin’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) sy mpiraki-draharaha (SGM) manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT