- Talata 07 Novambra 2017
Actualités.Andrianiko ny Tanindrazako “Tsy mendrika ny ho Malagasy intsony i D Lain”
Miteraka resabe ny mahakasika ilay mpanakanto Malagasy malaza D-Lain, izay nanambady lehilahy Frantsay mitovy taovam-pananahana aminy. Samy manana ny heviny ny fiarahamonina.
Hamaky ny tohiny