- Zoma 01 Desambra 2017
Actualités.Torolalana ho an’ny mpianatry ny Lisea Misokatra ny tranonkala “Madabooky”
Tranonkala iray natao ho an'ny mpianatry ny Lisea manerana an'i Madagasikara ny “Madabooky”, izay novokarin’ny tanora Malagasy mpianatry ny IST (Institut Supérieur de Technologie) tamin’ny alalan’i Venceslas Louis Tsira sy ny namany avy amin’ny oniversite Politeknika Vontovorona. www.madabooky.com, m.madabooky.com, Madabooky.
Hamaky ny tohiny