• Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Fivoahana mampiahiahy Nandeha an-tsokosoko any Paris Rajao

Loharanom-baovao iray no nahenoana fa lasa an-tsokosoko any Paris renivohitr’i Frantsa ny faran’ny herinandro teo ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina. Tsy nisy fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny seraseran’ny Fiadidian’ny Repoblika fa karazan’ny nafinafenina. Inona no anton-diany ? Misy ifandraisany amin’ny raharaha politika eto ve ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Varotra “Friperie” Mamelona sy manavotra fianakaviana maro

Anisan’ny asa iray mamelona fianakaviana maro ny varotra friperie eto amintsika. Ny akanjo no tena be mpanao indrindra noho izy ireny misy mividy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Kameroney mianatra eto Madagasikara Nanampy ireo voafonja etsy Antanimora

Tsy nanadino ireo voafonja marobe tazonina etsy amin’ny fonjaben’Antanimora ny ASECAM na ny fikambanan’ireo mpianatra teratany Kameroney eto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo. Ny fonja misy ireo vehivavy sy ireo zaza tsy ampy taona no notsidihiny ka notolorany kojakoja fampiasa amin’ny fiainana andavanandro,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Febroary 2018
Actualités.Raharaha Delors Any amin’ny fitsarana ny baolina

Anisan’ny raharaha nitana ny sain’ny maro tato ho ato ny mikasika ny fampidirana am-ponja ny tale kabinetran’ny lehiben’ny faritra Vatovavy Fitovinany Atoa Delors.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Actualités.Nikodia ny Vato be Olona 7 no maty teny Ampamarinana

Loza amin’atambo no nitranga teny Ampamarinana ny sabotsy alina teo, olona 7 no namoy ny ainy, 8 naratra mafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Febroary 2018
Actualités.Loza teny Ampamarinana Niasa andro aman’alina tamin’ny famonjena ny CUA

Nandray an-tanana ny fikarakarana ny razan’izy 7 mianaka maty noho ny firodanan’ilay vatobe teny Ampamarinana ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) teo ambany fitarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ny mpiara-miasa aminy eny amin’ ny boriborintany faha-4 notarihan’ny depiote Depiote Felix Randriamandimbisoa sy ny delege Solofo nanomboka tamin’ny fisokirana ny razana, ny fitondrana azy ireo teny amin’ny hopitaly.

Hamaky ny tohiny
FTT