• Sabotsy 28 Aprily 2018
Actualités.Mampitandrina ny SMM “Tsy natao hiaro fitondrana ny fitsarana”

Namoaka fanambarana ny avy amin’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara na ny SMM omaly 27 aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Actualités.Sendikan’ny mpiasa Malagasy Hitaky karama mahavelona

Hanetriketrika ny fankalazana ny fetin’ny asa etsy amin’ny Parvis Analakely ny 1 mey izao, hoy ry zareo avy eo anivon’ny randrambao sendikalin’ny mpiasa malagasy na ny CTM – SSM tetsy amin’ny Grand melisse Tsaralalana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Actualités.Fiaraha-miasan’ny FLM sy ny CNaPS Synoda faha-11 nahazo fiofanana i Sofia

Synoda FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) miisa 11 hatreto no voahofan’ny CNaPS mikasika ny fiahiana ara-tsosialy ka mpiasam-piangonana sy mpanao raharaha miisa 3 000 no nahazo tombotsoa tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Actualités.Tanora sy olom-pirenena saro-piaro amin’ny tanindrazany “Aoka tsy atao fitaovana politika ny tanora”

Namoaka fanambarana ihany omaly ireo tanora marobe mivondrona anaty fikambanana maro samihafa eto amintsika notronin’ireo olom-pirenena saro-piaro amin’ny tanindrazany. Anisan’ireny ny Yali Madagascar, ny Green and Kool…

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Actualités.Fanokafana kaonty eny amin’ny banky Vao ny 5 %-n’ny Malagasy no manao azy

Mbola tena ambany dia ambany tokoa ny tahan’ireo olona manokatra kaonty eny anivon’ireo banky maro samihafa eto amintsika ankehitriny. Hatramin’izao mantsy dia tsy misy afa-tsy 5 % izany, miaraka amin’ireo orinasa lehibe sy ireo mpiasam-panjakana efa manana kaonty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Actualités.Fédération Nationale des Agents de l’Etat Hanao hetsika fitolomana amin’ny alatsinainy

Nanao fanambarana ny FNAE ny amin’izao toe-draharaha misy eto amin’ny firenena izao fa mety ho potika sy rava ny fihavanana izay fototry ny soatoavina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT