• Zoma 04 Mey 2018
Actualités.Fifaninanana nahandro ho an’ny ankizy Raikitra ny “Tsikonina 2018” karakarain’ny CUA

Manomana ny “Tsikonina 2018” ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Actualités.Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Mbola adihevitra ny eto Madagasikara

Nomarihina omaly alakamisy 3 mey ny andro maneran-tany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety, ka tany Toamasina no ivon’izany ho an’ny teto Madagasikara, ary efa nanomboka ny 2 mey ny hetsi-panamarihana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2018
Actualités.Fidy mpanentana Hamoaka ny tsiambarantelon’i Madagasikara

Hitako tamin’ny fahitana sy fantatro tamin’ny fikarohana sy ny fandinihana lalina nataoko nandritry ny taona maro, hoy ny mpitondra fivavahana fantatra amin’ny anarana hoe Fidy mpanentana, ireo fototry ny olam-pirenena nahatonga antsika ho amin’ny toe-draharaha misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2018
Actualités.SECES Antananarivo Miantso ny rehetra hamongotra ny jadona

Nanamafy ny fitakiany ny fialan’ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, tetsy amin’ny oniversiten’Antananarivo Ankatso omaly ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na ny SECES, sampana Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Actualités.Misaona ny asa fanaovan-gazety Nodimandry i Juliana Andriambelo

Nodimandry omaly talata 1 mey teo amin’ny faha-60 taonany Ramatoa Juliana Faralalao Andriambelo, tale jeneralin’ny orinasan-gazety Midi Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Actualités.Karama nasondrotra 8% Kajy politika efa tara loatra

May volon-tratra ny mpitondra manoloana ny zava-misy, hany ka mandray fanapahan-kevitra maimaika mba hamonoana ny afo. Hasondrotra 8% manomboka amin’ity volana mey ity ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina ny alatsinainy 30 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
FTT