• Alatsinainy 28 Mey 2018
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Nahazo masoivoho vaovaon’ny CNaPS i Mahanoro

Miezaka hatrany manakaiky ny vahoaka ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Nahazo masoivoho vaovaon’ny CNaPS i Mahanoro

Miezaka hatrany manakaiky ny vahoaka ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy na ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Actualités.« Malagasy Mandray Andraikitra » Nahatsiaro manokana an’ireo reny mifonja

« Tsy manadino anareo izahay na misy io tamboho be manasaraka antsika io aza », hoy ny filohan’ny fikambanana MMA na Malagasy Mandray Andraikitra ao Toamasina izay saika isan-taona dia misy hatrany ny fiaraha-mifety sy fanoloran’izy ireo fanomezana ireto reny sy vehivavy mifonja eo anivon’ny fonjaben’i Toamasina Ambalatavoahangy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Actualités.Sendikan`ny sampandraharahan`ny hetra Nametraka fitoriana eny amin`ny fitsarana ihany koa

Nanatitra fitoriana manafoana ny didim-panjakana izay manome alalana ho an`ny orinasa tsy miankina iray hamory ny hetra alaina amin`ny vahiny miditra eny amin`ny fadintseranana ny sendikan`ny sampandraharahan`ny mpiasan`ny hetra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Actualités.CANAL + Madagascar Hampita mivantana ny lalao rehetra amin’ny Mondial 2018

Nahazo alalana hampita mivantana ny lalao rehetra momba ny fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny taranja baolina kitra ny Canal + Madagascar. Any Rosia no hanatanteraka izany ny 14 jona ka hatramin’ny 15 Jolay ho avy izao, izany hoe haharitra iray volana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Actualités.Dadagaby Efa mba misy fivoarany ny toe-pahasalamany

Herinandro katroka anio sabotsy 25 mey no nidiran-dRakotomavo Gabriel na i Dadagaby, filoha mpanorina ny tarika Voninavoko tao amin’ny sampana fameloman’aina etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT