• Sabotsy 28 Jolay 2018
Actualités.« Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi » Manampy ireo tanora mitady asa ny gazety JOB

Tanterahina etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba nanomboka omaly ilay hetsika « Carrefour de la formation des métiers et de l’emploi » andiany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Actualités.Ambohimanarina Avotra ihany ilay lehilahy tototry ny tany

Bolongan-tany no nanohana ny tany tsy hanototra hatramin’ny farany ny lehilahy iray teny Ambohimanarina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Actualités.Claudine Razaimamonjy sy Alain Ramarosaona Tokony havoaka ny fonja, hoy i Riribe

Voalohany, hoy i Riribe “Rakotomalala Henri” raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana izy omaly, dia maneho eto ny fialan-tsiny amin’ireo rahalahy mpanao rugby ny tenako fa natodiko tany amin’ny mpitondra fanjakana Malagasy ny teniko nilaza ny hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018

Actualités.Tanànan’Antananarivo sy Paris Matotra ny fiaraha-miasa

Afapo tamin’ny diany teto Antananarivo ny iraka avy amin’ny tanànan’i Paris sady avy amin’ny AIMF na ny fikambanana iraisam-pirenen’ireo ben’ny tanàna miteny Frantsay, nijery ifotony sy nanao dinik’asa niaraka tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Actualités.Fanadiovana etsy Tsiazotafo Handraisana fepetra entitra izay mibilila

Nampatsiahy farany tetsy amin’ny biraony etsy Andravoahangy omaly ny delegen’ny Boriboritany fahatelo, Rado Andriamamonjisoa, fa hisy fandaminana tsy maintsy atao manomboka etsy amin’ny “irresistible” hatrany amin’ny Total Tsiazotafo

Hamaky ny tohiny
FTT