• Zoma 14 Septambra 2018
Actualités.Mandindona ny loza Miala any indray ny pesta…

Misy trangana pesta atody tarimo na « Peste bubonique » voalaza fa hita tany Ankazobe, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana, izay andrasana ny tena fanamarinana sy fampitam-baovao ofisialy mikasika an’io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Actualités.Delestazy lavareny Manambana hitokona ireo mpandraharaha ao Ambatondrazaka

Efa mahavaky bandranaina araka ny fiteny any alaotra ny afitsoky ny fahatapatapahan'ny herin'aratra ao Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Actualités.Satroboninahitra very Nanokatra fanadihadiana ny fanjakana

Ny alin’ny 3 desambra 2011 no very ny satroboninahitry ny mpanjaka Ranavalona I notahirizina teny Andafiavaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Actualités.CRAAD-OI sy Fikambanana TANY Mangataka ny tsy hanekena ny ZES

Fanariana an-tsitrapo ny fiandrianam-pirenena ny lalàna momba ny Faritra Ekonomika Manokana (ZES),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Actualités.UPF Madagascar Miatrika atrikasa iantohana ny fifidianana ireo mpanao gazety

Ratsy toerana aty Afrika eo amin`ny tomban`ezaka ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara noho ny tsy fisian`ny fiarovana ity asa ity eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Actualités.Fikambanan’ny terak’i Bara Leo ny fanaparam-pahefana ataon’ny Zandary

Nampiaka-peo ry zareo avy eo anivon’ny FIkambanan’ny TErak’i BAra (FITEBA) omaly tetsy amin’ny biraony etsy Ampefiloha fa leo ny fanamparam-pahefan’ireo zandary sasany any amin’ny faritra misy azy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT