Actualités

Delestazy lavareny Manambana hitokona ireo mpandraharaha ao Ambatondrazaka


  • Zoma 14 Septambra 2018

Efa mahavaky bandranaina araka ny fiteny any alaotra ny afitsoky ny fahatapatapahan'ny herin'aratra ao Ambatondrazaka.

 

 Lasibatry ny fahasimbana vokatrizany ireo fitaovana samihafa toy ny solontsaina sy ny vata fampangatsiahana any an-toerana. Maro amin'ny olona any Ambatondrazaka anefa no mahandraharaha amin'ny fampiasana solon-tsaina sy ny vata fampangatsiahana. Velon-taraina ireo mpandraharaha ireo ankehitriny ary milaza fa hanao fitokonana raha mitohy izao delestazy any an-toerana izao. Tiana ny mampatsiahy fa farafahakeliny dia in efatra isan'andro ny delestazy any an-toerana ary tsy misy fampahafantarana mialoha ka io no mahatonga ireo mpandraharaha mampiaka-peo.

                                                         

Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT