- Alarobia 19 Septambra 2018
Actualités.Me Willy Razafinjatovo « Diso ireo mpiambina ny praiminisitra ! »
Ny kortezin’ny filoham-pirenena, ny fiara mpamonjy voina, ny fiara mpitondra marary, fiara mpitondra razana.
Hamaky ny tohinyNy kortezin’ny filoham-pirenena, ny fiara mpamonjy voina, ny fiara mpitondra marary, fiara mpitondra razana.
Hamaky ny tohinyHandray vadintany sy mpanao lavanty matihanina miisa 150 ny Ministeran’ny Fitsarana amin’ity taona ity. Raha araka ny fanazavan’ny maître Ramahefalahy,
Hamaky ny tohinyMifoha indray ny raharaha vono olona tany Anjozorobe nahavoatonontonona an’i Mathieu Rajaonarimampianina, zanaky ny filoha teo aloha. Ny volana febroary 2016 no nisian’ilay gidragidra,
Hamaky ny tohinyNiteraka resa-be sy nitarika fanehoan-kevitra maro ny mahakasika ilay loza niseho teny anoloan’ny La City Ivandry ny takarivan’ny zoma 14 septambra lasa teo. Zaza roa tamin’izay no voadonan’ny fiara mpisava lalan’ny primatiora, ka naratra mafy ary nahatezitra ny mponina.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana iombonana mitondra ny datin’ny sabotsy 15 septambra momba ilay lozam-pifamoivoizana teny Ivandry ny talen’ny fiarovana ny praiminisitra sy ny tale jeneralin’ny polisim-pirenena.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly alahady ny FIA (Foire Internationale de l’Agriculture) eny Tanjombato. Anisan’ireo nandray anjara teny an-toerana ny CNaPS .
Hamaky ny tohiny