• Alakamisy 11 Oktobra 2018
Actualités.Fiarovana ireo nosy manodidina Miankina amin’izay filoha ho lany eo

Hafahafa ny fomba fizotry ny fikarakarana fifidianana, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo mpanao politika. Tsiliam-baovao iray no nahenoana fa mbola manomana kandida iray ho filoham-pirenena amin’ireo 36 isa indray ny frantsay hahafahany mametraka ny politikany, indrindra mikasika ireo nosy manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Actualités.CEDS Nivoaka ny andiany faha 14

Namoaka mpianatra am-polony indray ny CEDS ( Centre d’études diplomatiques et strategiques) tarihin-dRasoarahona Solofo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Oktobra 2018
Actualités.Miteny ny Teknisianina Tena hosoka ilay “Pérmis biométrique”

Niteraka adihevitra lehibe ny resaka “pérmis biometrique” eto amintsika, ka dia nanasa vahiny ny fandaharana Teknisianina tao amin’ny Top Radio 102.8 FM omaly, nanazava io resaka “biometrika” io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Actualités.Tanora eto Madagasikara Marefo amin’ny sehatra ara-toekarena

Omaly talata 9 oktobra no nampahafantarina tetsy amin’ny foibeny Nanisana ny mombamomba ny fikambanana Youg Men’s Christian Association (YMCA). 5000 ny mpikambana ao, 119 ny firenena manerana an’izao tontolo izao no misy azy ary 24 ny firenena afrikanina ahitana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Actualités.Faribolan’ny mpandalina ny hary Vonona hiara-kiasa amin’ireo kandida 36

Nampahafantarina ny alatsinainy 8 oktobra tetsy amin’ny Bistrot Antsahavola ny boky mirakitra ireo fehin-kevitra tapaka tao anatin’ilay loabary an-dasy nijeren-dry

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Oktobra 2018
Actualités.Zava-doza mifono misitery Noloarana ny voamason’ilay ramatoa

Misy mpagalatra voamaso any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy amin’izao raha ny vaovao mandeha. Vehivavy lehibe iray 60 taona no tsy nisy voamaso roa intsony rehefa avy naka kitay tany amin’ny fokontanin’Antseva, Toliara ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT