• Sabotsy 12 Janoary 2019
Actualités.Delegasion’ny CNaPS sy ny Faritra Betsiboka Niarahaba manokana an’i Rivo Rakotovao

Nifanesy noraisin’ny Filoham-panjakana mpisolo toerana Rivo Rakotovao teny amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny Delegasionina mafonja avy amin’ny Faritra Betsiboka sy ny avy amin’ny orinasam-panjakana CNaPS omaly zoma 11 janoary maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2019
Actualités.Mpitsara manilika andraikitra amin’ny vahoaka Mahatonga fitsaram-bahoaka, hoy I Olala

Araka ny didy navoakan’ny HCC sy ny CENI dia nahazo filoham-pirenena vaovao isika, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Janoary 2019
Actualités.INSTAT Hangataka ny lalàna mifehy ny statistika

Mba hahafahana mandrindra ny sehatra rehetra ary mamoaka antontanisa manaraka ny fenitra iraisam-pirenena dia tsara ny mampihatra ny lalàna momba ny statistika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Actualités.Holafitry ny mpanao gazety Manameloka fandorona orinasa fanaovan-gazety

Manoloana ny fahamaizan`ny ny foibe fanaovan-gazety, RLM Communication, izay ahitana ny Ligne de Mire, Triatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Janoary 2019
Actualités.Misora-panambadiana in-droa tsy vita divorsa Mampigadra dimy taona mahery

Manomboka mihamaro ireo olona mitady hisora-panambadiana in-droa eto amintsika amin’izao nefa tsy vita “divorce” na fisarahana ara-dalàna tamin’ny vadiny voalohany akory.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Janoary 2019
Actualités.Fahamaizan ‘ny RLM Communication Mampatsiahy ny “Lundi noir”

May kila forehitra ny marainan’ny omaly alatsinainy 7 janoary ny foiben'ny vondron’orinasan-tserasera RLM Communication etsy Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT