• Zoma 18 Janoary 2019
Actualités.Sambo nirehitra Mpiasa iray maty…

Vokatry ny tsy fitandremana noho ny baikon’ny mpiampiasa azy ireo dia nipoaka sy nirehitra ny sambo “Nosy Mangabe” izay miantsona miandry entana ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny alarobia 16 janoary teo tokony ho tamin’ny 11ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Janoary 2019
Actualités.Lycée Jacques Rabemananjara ao Toamasina Hanamparan'ilay karana mpanefoefo ny maha izy azy

Mbola manakoako sy mitohy hatrany ankehitriny ny fanjakazakana sy fanaparam-pahefana ataon'ilay teratany karana malaza ho mpanefoefo ao Toamasina ao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Actualités.Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

Na dia 7 volana monja aza ny fotoam-piasana izay nitantanan`ny minisitry ny Fitsarana, Rtoa Norovololona Harimisa, dia nisy ny ezaka vitan`ny minisitera tao anatin`ny fotoana fohy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Actualités.Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

Malagasy 3 no tratra nitondra volamena milanja 25,5 kilao tany Maorisy ny 10 janoary lasa teo, saika ho any Mumbai (Inde) ny roa raha toa ka nilaza ny ho any Dubai ny iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Actualités.Andrefambohitra Ampitatafika Razana maromaro natsingevan’ny rano

Razana maromaro no hitan’ny fokonolona tao Andrefambohitra, Ampitatafika Atsimondrano ny alatsinainy 13 janoary hariva teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Janoary 2019
Actualités.Minisiteran’ny ny mponina Gaboraraka ny fitantanana, hoy ireo mpiasa

Nanao antsoavo tamin’ny filoham-pirenena vaovao sahady omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny mponina na SYNAE-Population mba hijery akaiky ny zava-misy ao amin’ny minisiteran’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT