- Alarobia 13 Martsa 2019
Actualités.Dadafara Saika nidiran-doza !
Nikorapaka ny iray tanàna, saika nidiran-doza i Dadafara. Nitrangana hain-trano teny Mandialaza Ankadifotsy omaly tokony ho tamin'ny 02 ora sy sasany tolakandro .
Hamaky ny tohinyNikorapaka ny iray tanàna, saika nidiran-doza i Dadafara. Nitrangana hain-trano teny Mandialaza Ankadifotsy omaly tokony ho tamin'ny 02 ora sy sasany tolakandro .
Hamaky ny tohinyNanatanteraka dinika nifanaovana tamin’ny praiminisitra Maorisiana sady lehiben’ny fitondram-panjakana tany Port Louis ny filoha Rajoelina tamin’ny alatsinainy 11 martsa.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe ny sarimihetsika sokajiana ho mamoafady nandeha tamin’ny fahitalavitra tsy miankina I-BC omaly 11 martsa tokony ho tamin’ny 11 ora atoandro teo.
Hamaky ny tohinyHo tsangambato fanamarihana ny faha 15 taona nisian’ny ivon-toerana ambony mampiofana momba ny diplomasia na ny CEDS (Centre d’Etudes diplomatiques et Strategiques) dia misy ny tetikasa fiarovana ny tontolo iainana sy fanatsarana ny fandriampahalemana eny amin’ny ala ho tarihin’ny komity mpikarakara izay fankalazana izay.
Hamaky ny tohinyMandeha ary mitohy ny fanadihadiana amin’ireo olona ahiana ho nanodina volam-panjakana sy nanao kolikoly.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fitokonan’ny Jirama omaly, araka ny fanambarana efa nataon’izy ireo.
Hamaky ny tohiny